24 lines
1.3 KiB
Markdown
24 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobenu
|
||
|
|
||
|
Ity dia manohy izay tsy maintsy lazain'ny Israelita amin'i Yaveh rehefa manome ny ampahafolo-kareny amin'ny mahantra izy.
|
||
|
|
||
|
# Tsy nihinana tamin'izany aho nandritry ny fisaonako
|
||
|
|
||
|
"tsy nihinana tamin'ny ampahafolo-karena aho rehefa nisaona"
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny andron'ny fahalotoko
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "maloto" dia midika fa maloto araka ny lalàna ilay olona. Andriamanitra dia tsy mamela olona maloto hikasika ny ampahafolo-karena izay omeny an'Andriamanitra. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "tamin'izaho naloto araka ny lalàna" na "rehefa miteny ny lalàna fa tsy afaka mikasika izany aho"
|
||
|
|
||
|
# Nihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitro aho; nankatoaviko avokoa izay rehetra nandidianao ahy mba hataoko
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "feon'i Yaveh" dia sarinteny ho an'izay lazain'i Yaveh. Ireo fehezanteny roa ireo dia mizara hevitra mitovy. Manamafy ireo fa nankato ireo didin'Andriamanitra rehetra ilay olona.
|
||
|
|
||
|
# avy eny amin'ny toerana masina izay hitoeranao, avy eny an-danitra
|
||
|
|
||
|
Mitovy ny dikan'ireo roa ireo. DH: "avy eny an-danitra, ilay toerana fonenanao masina"
|
||
|
|
||
|
# tany tondra-dronono sy tantely
|
||
|
|
||
|
Fomba fiteny ity. Jereo ny fomba nandikanao iznay tao amin'ny 6:3. DH: "tany izay feno ronono sy tantely mikoriana" na "tany izay tena tsara ho an'ny biby fiompy sy fambolena"
|