16 lines
681 B
Markdown
16 lines
681 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobey
|
||
|
|
||
|
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Raha hivoaka hiady amin'ny fahavalonareo ianareo
|
||
|
|
||
|
"Rehefa mandeha mivoaka hiady any an'ady hanohitra an'ireo fahavalonareo ianareo"
|
||
|
|
||
|
# ka mahita ireo soavaly, ireo kalesy
|
||
|
|
||
|
Ny olona dia nandray ny tafika iray manana soavaly sy kalesy maro ho matanjaka. Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity feno.
|
||
|
|
||
|
# Izy izay nitondra anareo niakatra niala ny tany Egypta
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia nitondra ny vahoaka avy tao Egypta ho any Kanana. Efa mahazatra ny mampiasa ny teny hoe "miakatra" mba handehoana ny dia avy ao Egypta mankany Kanana. DH: "Yaveh izay nitarika anareo hivoaka ny tanin'i Egypta"
|