plt_tn/amo/08/04.md

20 lines
831 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Manitsaka ... sy manilika
Milaza ireo izay "mivarotra" sy "tsena" i Amosa (8:5)
# Manitsaka
Jereo izay nandikanareo ity ao amin'ny 2:7.
# Rahoviana no ho tapitra ny volana vaovao, mba hafahantsika mivarotra vary indray? Rahoviana no ho tapitra ny andro Sabata, mba hahafahantsika mivarotra vary?
"Manontany foana izy ireo hoe rahoiana vao ho tapitra ny volana mba ahafahana mivarotra voa indray, ary rahoviana vao ho tapitra ny Sabata mba ahafahana mivarotra vary."
# Hataontsika kely ny famarana ary hampiakarina ny vidim-bary, ary hangalatra amin'ny mizàna diso isika
Maniry ny hampiasa mizàna diso ny mpivarotra izay anehoany ny fanomezana betsaka amin'ny ahavon'ny voam-bary noho ny hatsarany ary tsara kokoa nohon'ny lanjany ny fandoavam-bola izany.
# Ny mahantra amin'ny kapa
DH: "ary vidio amin'ny kapa ny ory"