28 lines
1005 B
Markdown
28 lines
1005 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Miverina any amin'i Saoly sy ny famonjena azy ny tantara
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ireto andininy ireto dia manome fanazavana antsika izay nataon'i Saoly nanomboka tamin'ny fitoraham-bato an'i Stefana.
|
||
|
|
||
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "azy" dia maneho an'ny mpisoronabe ary "izy"dia maneho an'i Saoly.
|
||
|
|
||
|
# niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin'ny famonoana manohitra ireo mpianatrin'ny Tompo
|
||
|
|
||
|
DH: "niteny fandrahonana foana eny fa na hatramin'ny famonoana manohitra ireo mpianatra"
|
||
|
|
||
|
# ho an'ireo synagoga
|
||
|
|
||
|
Io dia manambara ireo olona ao amin'ny synagoga. DH: "ho an'ireo olona amin'ny synagoga" na "ho an'ireo mpitarika ao amin'ny synagoga"
|
||
|
|
||
|
# eo amin'ny Lalany
|
||
|
|
||
|
"izay manaraka ny fampianaran'i Jesosy Kristy"
|
||
|
|
||
|
# mety entiny hifatotra any Jerosalema izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Izy dia mety hitondra azy ireo higadra any Jerosalema." Afaka hazavaina ny tanjon'i Paoly amin'ny fanampiana hoe "ka mba hafahan'ireo mpitarika Jiosy manasazy azy ireo"
|