28 lines
771 B
Markdown
28 lines
771 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Ity no faran'ny taratasin'i Jaona ho an'i Galo. Izy dia nanome fanamarihana farany sy famaranana miaraka amin'ny fanaovam-beloma.
|
||
|
|
||
|
# Tsy maniry hanoratra ireo aminareo amin'ny penina sy ranomainty aho
|
||
|
|
||
|
Jaona dia tsy naniry ny hanoratra ireny zavatra rehetra ireny mihintsy. Tsy milaza izy fa hanoratra azy ireo amin'ny zavatra hafa ankoatra ny penina sy ny ranomainty.
|
||
|
|
||
|
# Mivantana
|
||
|
|
||
|
"Miaraka" na "mitokana"
|
||
|
|
||
|
# Ho aminareo anie ny fiadanana
|
||
|
|
||
|
"Andriamanitra anie hanome fiadanana anareo."
|
||
|
|
||
|
# Ireo sakaiza dia manao veloma anareo
|
||
|
|
||
|
"Ny sakaiza aty manao veloma anareo."
|
||
|
|
||
|
# Manao veloma ireo sakaiza araka ny anarany avy
|
||
|
|
||
|
"Ataovy veloma manokana avy amiko ny mpino tsirairay any."
|
||
|
|
||
|
# Ireo sakaiza
|
||
|
|
||
|
"Ireo sakaizanao" na "ireo mpino any."
|