16 lines
646 B
Markdown
16 lines
646 B
Markdown
|
# mpitily
|
||
|
|
||
|
"mpiambina"
|
||
|
|
||
|
# manatona avy lavitra ireo naman'i Jeho
|
||
|
|
||
|
" raha mbola lavitra i Jeho sy ireo lehilahiny"
|
||
|
|
||
|
# Mpifaninona moa ianao sy ny fihavanana?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Jeho mba hilazany amin'ilay mpitondra hafatra fa tsy mahakasika azy izany na tonga hiavana izy na tsia. DH: "Tsy mahakasika anao izany na tonga hiavana aza aho!" na "Tsy tokony ianao no hahafantatra raha tonga hiavana aho!"
|
||
|
|
||
|
# Nihaona tamin'izy ireo ilay mpitondra hafatra, kanefa tsy niverina izy
|
||
|
|
||
|
Nilaza tamin'i Jorama mpanjaka ilay mpitsikilo fa tsy niverina nitondra ny valin'ilay fanontanian'ny mpanjaka ilay lehilahy izay nirahiny.
|