20 lines
901 B
Markdown
20 lines
901 B
Markdown
|
# Fa matahotra aho fandrao...amin-kitsim-po sy madio amin'i Kristy
|
||
|
|
||
|
"Fa matahotra aho fandrao ny fihevitrareo ho voavily hiala amin'ny fanoloran-tena marina sady madio ho an'i Kristy, tahaka ny namitahan'ny menarana an'i Eva tamin'ny hafetseny"
|
||
|
|
||
|
# ny eritreritrareo dia mety hiala amin'ny fanoloran-tena
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe biby izay azon'ny olona havily any amin'ny lalan-diso ny fieritreretana. DH: "mety misy olona hahatonga anareo hino lainga"
|
||
|
|
||
|
# Fa eritrereto hoe misy olona iray tonga
|
||
|
|
||
|
"rehefa misy olona tonga ary"
|
||
|
|
||
|
# mandray Fanahy hafa noho izay raisinareo ianareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho ilay iray izay noraisinareo ianareo
|
||
|
|
||
|
"'fanahy hafa noho ny Fanahy Masina, na filazantsara hafa noho izay efa noraisinareo taminay"
|
||
|
|
||
|
# Mamela ireny zavatra ireny tsara ihany
|
||
|
|
||
|
"mifanaraha amin'ireny zavatra ireny" Jereo ny fomba nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 11:1.
|