12 lines
483 B
Markdown
12 lines
483 B
Markdown
|
# Mifalia mandrakariva. Aza mitsahatra mivavaka. Misaora amin'ny zavatra rehetra.
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hitazona toe-tsaina ara-panahy ny amin'ny fifaliana amin'ny zavatra rehetra, manana fahamendrehana amin'ny vavaka, ary maneho fisaorana amin'ny zavatra rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny zavatra rehetra
|
||
|
|
||
|
Amin'ny toe-javatra rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Fa izany no sitrapon'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manondro ny fitondran-tena izay vao nolazainy ho toy ny sitrapon'Andrimanitra ho an'ireo mpino.
|