plt_tn/1th/02/01.md

28 lines
643 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia mamaritra ny asa fanompoana sy ny valisoa ho an'ireo mpino.
# Ny tenanareo
Ny teny hoe: "tenanareo" dia manondro ireo mpino Tesaloniana.
# Rahalahy
Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy.
# Ny fahatongavanay
Ny teny hoe: "anay" dia manondro an'i Paoly, Silasy, ary Timoty fa tsy ireo mpino Tesaloniana.
# Dia tsy foana
Izany dia afaka lazaina amin'ny fomba tsara. DH: "dia tena nilaina."
# Teo aloha dia nijaly ary nalaim-baraka
"Nampijaliana sy notevatevaina."
# Tao anatin'ny fanoherana lehibe
"Raha mbola miady amin'ny fanoherana goavana."