24 lines
851 B
Markdown
24 lines
851 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manontany i Samoela hoe nahoana i Saoly no tsy namotika tanteraka ny Amalekita tokoa.
|
||
|
|
||
|
# fitrenan'ny ondry ... fitrenan'ny omby
|
||
|
|
||
|
Ireo no feo avoakan'ny biby. Mety manana fiteny samihafa ilazana izany ny fiteninao.
|
||
|
|
||
|
# ao an-tsofiko ... izay reko
|
||
|
|
||
|
Mitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Eto ny hoe "ao an-tsofiko" dia ilazana ny fandrenesana.
|
||
|
|
||
|
# Efa nentin'izy ireo ... Fa niaro ... ireo olona
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "izy ireo" sy "ireo olona" eto dia samy manondro ny tafik'i Saoly. Manome tsiny ny olona fa tsy ny tenany i Saoly.
|
||
|
|
||
|
# mba hanaovana sorona ho an'i Yaveh Andriamanitrao
|
||
|
|
||
|
Miady hevitra i Saoly fa ny biby hatao sorona de esorina manokana ao amin'ny didin'ny yaveh mba hamotika ny zava-drehetra.
|
||
|
|
||
|
# Yaveh Andriamanitrao
|
||
|
|
||
|
Eto i Saoly dia tsy mamaritra ny Andriamanitr'i Samoela ho Andriamaniny ihany.
|