plt_tn/1sa/14/15.md

12 lines
494 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nisy savoritaka lehibe tao an-toby, tany an-tsaha, sy teo amin'ireo vahoaka
Ny teny hoe "savoritaka" dia azo atao amin'ny endrika matoanteny hoe "natahotra mafy." DH: "Zary natahotra mafy ireo miaramila Filistina tao an-toby sy tany an-tsaha ary ny olona rehetra niaraka tamin'izy ireo"
# ireo mpanafika
ireo Filistina izay nanafika ireo tanàna Israelita
# Nihovitrovitra ny tany
Mety hanampy betsaka ny filazana ny nahatonga izany. DH: "Nahatonga ny tany hihovitrovitra Andriamanitra"