plt_tn/1sa/08/21.md

16 lines
546 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# naveriny teo an-tsofin'i Yaveh izany
Eto ny "sofin'i Yaveh" dia ilazana an'i Yaveh. Nivavaka tamin'i Yaveh tamin'ny famerenana izay rehetra nolazain'ny vahoaka i Samoela. DH: "naveriny tamin'i Yaveh izany"
# Ankatoavy ny feon'izy ireo
Eto ny "feon'izy ireo " dia ilazana ny sitrapon'ny vahoaka. DH: "Ankatoavy ny vahoaka"
# ataovy tonga mpanjakan'izy ireo ny olona iray
"asio olona iray ho mpanjaka eo amin'izy ireo." Ampiasao ny teny mahazatra amin'ny fiteninao ilazana ny fanaovana mpanjaka.
# mandeha any amin'ny tanànany avy
"mody"