20 lines
853 B
Markdown
20 lines
853 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy mihira fihirana ho an'i Yaveh i Hana.
|
||
|
|
||
|
# ambenany ny tongotry ny olony mahatoky
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "tongotra" dia ilazana ny fomba fandehan'ny olona iray, izay sarinteny ilazana ny fanapahan'ny olona hevitra ny amin'ny fomba hiainany ny fiainany. DH: "miaro ny olony mahatoky tsy handray fanapahan-kevitra adaladala" na "mahatonga ny olony mahatoky handray fanapahan-kevitra hendry"
|
||
|
|
||
|
# ny ratsy fanahy kosa dia hampanginina any amin'ny aizim-pito
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba mihaja ilazana fa hamono ny ratsy fanahy Yaveh ary azo atao hoe DH: "hampanginin'i Yaveh any amin'ny aizim-pito ny ratsy fanahy" na "Halefan'i Yaveh any amin'ny tontolon'ny maty izay maizina sady mangina ny ratsy fanahy"
|
||
|
|
||
|
# ny ratsy fanahy kosa dia hampanginina
|
||
|
|
||
|
Io dia azo atao hoe DH: "Hampanginin'i Yaveh izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny hery
|
||
|
|
||
|
"satria mahery Izy"
|