plt_tn/1ki/12/21.md

8 lines
470 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo taranak'i Joda sy ireo fokon'i Benjamina rehetra
Eto ny hoe "taranaka" dia sarinteny izay manambara foko. Ary, eto ny hoe "foko" dia manondro manokana ireo miaramila avy amin'ireo foko ireo. DH: "ireo miaramila rehetra avy amin'ireo fokon'i Joda sy Benjamina"
# ny taranak'Israely
Eto ny "taranaka" dia manambara ny fanjakana natambatra tamin'ireo fokon'Israely 10 any avaratra. DH: "ny fanjakan'Israely" na "ny olona avy any amin'ireo fokon'Israely avaratra"