plt_tn/1ki/10/18.md

8 lines
297 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanao...ny mpanjaka
Mety ho tsara indrindra ny mandika izany mba ho takatry ny mpamaky fa nisy olona hafa nanampy an'i Solomona nanao izany. DH: "Nataon'ireo lehilahin'i Solomona ihany koa"
# seza fiandrianana ivory
Ny ivory dia zavatra mafy, fotsy avy amin'ny vangy na nifin'ny biby lehibe.