plt_tn/1ki/10/06.md

16 lines
349 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# reko tany amin'ny taniko
"Nandre aho raha mbola tany amin'ny taniko"
# ny teninao sy ny fahendrenao
Eto ny teny hoe "fahendrena" dia afaka hamaritana ny teny hoe "teny" D.H: "Ny fahendrenao nilaza fa"
# nahita maso izany aho
D.H: "nahita izany aho"
# Tsy ampy antsasany no voatantara tamiko
D.H: "Kely ihany no notantarain'ny olona tamiko"