36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho.
|
||
|
|
||
|
Ity dia filazàna amin'ny fomba mihaja hoe: "dia ho faty aho."
|
||
|
|
||
|
# asehoy fa lehilahy ny tenanao
|
||
|
|
||
|
Afaka fenoina ny teny halatsaka. D.H: "asehoy amin'ny olona rehetra fa lehilahy ianao" na "mitoera mba afahan'ny olona mijery fa lehilahy tsara ianao."
|
||
|
|
||
|
# mandeha amin'ny lalany
|
||
|
|
||
|
Fandehanana amin'ny lalana dia sarinteny ho an'ny lalam-piainan'ny olona. D.H: "miaina amin'ny lalana nodidiany"
|
||
|
|
||
|
# hambinina
|
||
|
|
||
|
"mahomby" na "manao tsara"
|
||
|
|
||
|
# mba hahafahan'i Yaveh manatanteraka ny teniny
|
||
|
|
||
|
"manao ny zavatra rehetra nampanantenainy ho atao"
|
||
|
|
||
|
# Raha ny zanakao lahy ... tsy mba hitsahatra ianao
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia miresaka amin'i Davida, ka ny teny hoe: "ianao" sy "ny anao" dia maneho an'i Davida.
|
||
|
|
||
|
# handeha eo alohako am-pitokiana
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia miresaka amin'i Davida, ka ny teny hoe "izaho" dia maneho an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# miaraka amin'ny fo sy fanahin'izy ireo manontolo
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fiteny hoe "amin'ny fo ... rehetra" dia midika hoe "tanteraka" sy "amin'ny fanahy ... rehetra" dia midika hoe "amin'ny nofo ... rehetra." Ireo andian-teny roa ireo midika mitovy. D.H: "amin'ny nofon'izy ireo rehetra" na "amin'ny herin'izy ireo rehetra"
|
||
|
|
||
|
# tsy hitsahatra ny hanana lehilahy eo amin'ny seza fiandrianan'Israely ianao
|
||
|
|
||
|
Ny teny "seza fiandrianana" dia sarinteny amin'ny mpanjaka mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "ny taranakao dia tsy hitrahatra ny ho mpanjakan'Israely. D.H: "iray amin'ireo taranakao dia ho mpanjakan'Israely mandrakizay."
|