plt_tn/1co/15/56.md

12 lines
393 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ny ota no fanindron'ny fahafatesana
Amin'ny alalan'ny fahotana no nandaharana antsika hiatrika ny fahafatesana, izany hoe ho faty.
# ny herin'ny ota dia ny lalàna
Ny lalàn'Andriamanitra izay nampitainy tamin'i Mosesy dia mamaritra ny fahotana sy mampiseho antsika ny fomba nanotantsika teo anatrehan'Andriamanitra.
# manome antsika ny fandresena
"nandresy ny fahafatesana ho antsika"