plt_tn/1ch/28/08.md

16 lines
507 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.
# Ary ankehitriny
Manondro an'i Davida manomboka dinana vaovao amin'ny kabariny izany.
# tandremo rehetra ary tano
Io andan-teny hoe "tano" io dia midika ifotony ny hevitra mitovy amin'ny hoe "tandremo". Ireo teny ireo miaraka dia mampisongadina ny maha-zava-dehiben'ny fanaovana izay andidian'Andriamanitra.
# ireo zanakareo mandimby anareo
D.H: "Ireo zanakareo izay haka ny toeranareo aorian'ny fahafatesanareo."