12 lines
514 B
Markdown
12 lines
514 B
Markdown
|
# varavaran'ny trano lay izy ireo ... ny fidirana
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara ny fidirana aminny trano lay fihaonana, na ilay taberinakely.
|
||
|
|
||
|
# nijoro niambina ny vavahadin'ny mpanjaka tany amin'ny sisiny atsinanana ho an'ny tobin'ireo taranak'i Levy izy ireo
|
||
|
|
||
|
"Niandry ny vavahadin'ny mpanjaka ny taranak'i Levy teo amin'ny ilany antsinanan'ny tobin'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# varavaran'ny trano lay ... ny fidirana
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara ny fidiranan'ny trano lay fihaonana, na ilay tabernakely.
|