plt_tn/1ch/05/20.md

20 lines
482 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitalaho tamin'Andriamanitra tany an'ady ny Israelita
DH : "Nivavaka nangataka fanampiana tam-pitiavana tamin'Andriamanitra ireo Israelita"
# Nosamborin'izy ireo ny
DH: "Nosamborin'ireo Israelita ireo Hagrita"
# ny rameva dimy alina
"rameva 50,000"
# boriky roa arivo
"boriky 2,000"
# Satria Andriamanitra niady ho azy ireo
Ny fanampian'Andriamanitra amin'ny ady dia faritana toy ny miaramila iray izay niady tany amin'ny ady. DH: "Satria Andriamanitra nanampy azy ireo"