8 lines
379 B
Markdown
8 lines
379 B
Markdown
|
# aoka ho toy ny gazela na ny diera tanora
|
||
|
|
||
|
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:16.
|
||
|
|
||
|
# tendrombohitr'ireo zava-manitra
|
||
|
|
||
|
"ireo tendrombohitra izay rakotra zava-manitra." Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hanasana ny malalany mba hankafy azy. Jereo ny fomba nampiasan'ilay tia ny sarintenin'ny tendrombohitry ny miora sy ny havoan'ny ditin-kazo manitra ao amin'ny 4:6.
|