plt_tn/sng/07/13.md

24 lines
671 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny malalany ilay vehivavy.
# mandravasarotra
Io dia anaran-java-maniry izay mamoaka hanitra mahery fa tsara. Ilay hanitra dia poizina kely sy fanaitairana kely izay mampitombo ny faniriana hiray ara-nofo.
# Mamerovero
"mamoaka hanitra"
# eo am-baravarana
Mazava fa varavaran'ny tranon'izy ireo izany. DH: "eo amin'ny fidirana mankao an-tranontsika" na "akaikin'ny varavaran'ny tranontsika."
# ny karazam-boankazo voafantina rehetra, ny vao sy ny ela
"ny karazana voankazo tsara indrindra rehetra, dia ny voankazo efa ela sy ny vao"
# efa notehiriziko ho anao
"najanoko ho anao" na "narovako ho anao"