plt_tn/sng/06/08.md

28 lines
857 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo
"Misy mpanjakavavy 60, vaditsindrano 80."
# ary zatovovavy tsy hita isa
Ny teny hoe "tsy hita isa" dia midika fa tsy tambo isaina izy ireo. DH: "tovovavy maro be"
# Ry voromailalako, ry madioko
Jereo ny nandikanao ny hoe "voromailalako, ry madioko" ao amin'ny 5:2.
# ilay hany tokako
"dia tokana" na "tsy manan-tsahala." Mampitaha ilay vehivavy amin'ny vehivavy rehetra ilay tia. Na dia misy vehivavy fatratra maro be aza, dia tsy manan-paharoa amin'ireo ambiny io vehivavy io.
# izy dia vavy tokan-dreniny
"izy dia zanaka vavy tokan'ny reniny" na "izy no zanaka vavin'ny reniny izay tokana"
# ilay vehivavy izay niteraka azy
Io andianteny io dia manondro ny reniny.
# niantso azy hoe sambatra
"nanambara fa mandeha tsara ho azy manokana ny zavatra rehetra" na "nilaza fa tsara vintana izy"