20 lines
672 B
Markdown
20 lines
672 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy manoritsoritra ny malalany ilay tovovavy.
|
||
|
|
||
|
# Ny vavany dia mamy indrindra
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io sarinteny io ilay vehivavy mba hanoritsoritana ny hamamin'ny oroky ny malalany na ny hamamin'ny teny izay lazainy.
|
||
|
|
||
|
# maha-te ho tia fatratra izy
|
||
|
|
||
|
"maha-te ho tia ny vatany rehetra" na " izy manontolo mihitsy no maha-te ho tia"
|
||
|
|
||
|
# Izany ny malalako, ary izany ny sakaizako
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "Izany" dia manondro ilay olona izay vao avy nosoritsoritan'ilay vehivavy. Afaka adikanao hoe "Tahaka izany ny malalako, ary tahaka izany ny sakaizako" ihany koa io andianteny io.
|
||
|
|
||
|
# zanaka vavin'i Jerosalema
|
||
|
|
||
|
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:5.
|