plt_tn/sng/05/08.md

8 lines
252 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tiako hampanantena ianareo, ry zanaka vavin'i Jerosalema
Jereo ny nandikanao ny hoe "Tiako hampanantena ianareo, ry zanaka vavin'i Jerosalema" ao amin'ny 2:7.
# marary nohon'ny fitiavako azy aho
Tena mafy ny fitiavany ka nahatsiaro ho narary izy.