plt_tn/sng/05/03.md

24 lines
890 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# akanjolava
akanjo rongony fotsy madinika izay anaovan'ny olona eny an-kodiny
# tsy maintsy hanao izany indray ve?
DH: "Tsy te hiverina hanao akanjo indray aho."
# Efa nosasako ny tongotro
Ireo mety ho dikany dia 1) nosasain'ilay tovovavy ny tongony mba ho afaka mankeo am-pandriana izy na 2) Ny teny hoe "tongotra" matetika dia nampiasaina ho fanalefahan-teny hanondroana ireo faritra saropadin'ny vehivavy. DH: "Nisasa aho."
# Nampiditra ny tanany teo amin'ny fisokafan'ny hidim-baravarana ny malalako
Ireo mety ho dikany dia 1) tafiditra tao an-trano tamin'ny alalan'ny lavaka teo amin'ny varavarana izay hanokafana ny varavarana ilay tia na 2) io dia manoritsoritra ny fiantombohan'ny firaisana. Eto, ny ''tanana" dia natao fanalefahan-teny hilazana ireo faritra saropadin'ny lehilahy.
# ny malalako
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:12.
# hidim-baravarana
"karetsaka"