plt_tn/sng/03/08.md

16 lines
304 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# miady
"ao an'ady"
# mitam-piadiana hanohitra
"mba hiambenana amin'ny" na "mba hiadiana"
# fampihorohoron'ny alina
Io dia manambara izay loza mety hanjo mandritra ny fahamaizinan'ny alina, toy ny mpandroba.
# seza filanjana
seza izay misy bao lava izay ataon'ny olona filanjana olona manan-danja