plt_tn/sng/02/14.md

20 lines
837 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny ny malalan'ilay vehivavy.
# voromailalako
Ampitahain'ilay malalan-dravehivavy amin'ny voromailala ilay vehivavy satria manan'endrika tsara sy feo tsara tahaka ny voromailala izy ary satria tsy maintsy miaraka aminy eo amin'ny toerana izay lavitra ny olona hafa tahaka ny hitoeran'ireo voromailala amin'ny toerany lavitra ny olona izy.
# sefatsefaky ny vatolampy
"ireo toeran'ny harambato miafina". Ny sefatsefaka dia harambato lehibe ankilan'ny vatolampy tendrombohitra.
# eo an-tsefatsefaka miafin'ireo tendrombohitra harambato
"eo amin'ny toerana miafina eo amin'ny lafin'ny hantsan'ny tendrombohitra." Io andianteny io dia manoritsoritra ny toerana izay tian'ilay tiana hahitana ny endrik'ilay vehivavy.
# ny endrikao
"ny toe-batanao" na "ny bikanao" na "ohatry ny ahoana ianao"