plt_tn/sng/01/12.md

24 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mandry eo am-pandriany
"nipetraka teo an-databany"
# namerovero
"namoaka ny fofony manitra"
# narda
menaka izay azon'ny olona avy amin'ny narda na hazona narda (zava-maniry mani-pofona izay misy voninkazo mavokely sy fotsy) lafo vidy ary nampiasaina mba hanalefahana ny hoditr'izy ireo mba hahazoana fofona mahafinaritra.
# Amiko ny malalako dia toy ny
"Ho ahy, ny malalako dia toy ny"
# mandany ny alina eo an-tratrako
"mandry eo an-tratrako ny alina tontolo." Manisy fatrana miora kely eo amin'ny tratrany ireo vehivavy mba hampisy fofona mahafinaritra izany hatrany.
# kofera
voninkazo avy amin'ny hazokely any an'efitra izay nampiasain'ny olona atao ranomanitra