plt_tn/rut/01/22.md

8 lines
222 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary Naomy sy Rota
Izany dia fanombohan'ny fanambarana famintinana. Ny teny gasy dia manamarika izany amin'ny teny hoe "ary."
# tamin'ny fiandohan'ny fijinjam-bary
"raha vao nanomboka nijinja ny vokatra ireo tantsaha"