plt_tn/rev/17/16.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ataon'izy ireo lao sy mitanjaka izy
"hangalatra ny fananany rehetra ary hamela azy ho tsy manana na inona na inona"
# handrovitra ny nofony izy ireo
Ny famotehana azy tanteraka dia resahina toy ny hoe mihinana ny nofony rehetra. "Hamotika azy tanteraka izy ireo"
# Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo mba hanatanteraka ny fikasany amin'ny faneken'izy ireo ... mandra-pahatanteraka
Hanaiky hanome ny herin'izy ireo an'ilay bibi-dia izy ireo, fa tsy hankato an'Andriamanitra izy ireo. DH: "Fa Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo mba hanaiky hanome ny herin'izy ireo mba hitondra ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra, ary amin'ny fanaovana izany, dia hanatanteraka ny fikasan'Andriamanitra izy ireo"
# Andriamanitra efa nametraka izany tao am-pon'izy ireo
Ny fo dia maneho ny faniriana. Mahatonga azy ireo hanao zavatra dia resahina toy ny hoe mametraka izany ao am-pon'izy ireo mba hanao izany. DH: "Andriamanitra nahatonga azy ireo"
# ny hery hitondrana
"fahefana" na "fahefana maha-mpanjaka"
# mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra
Afaka atao hoe: "mandra-pahatanterak'izay nolazainy fa hiseho"