plt_tn/rev/09/20.md

8 lines
355 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo izay tsy matin'ireo loza ireo
Afaka atao hoe: "ireo izay novonoin'ireo loza ireo"
# ireo zavatra izay tsy hita maso, re, na mandeha
Io fehezanteny io dia mampahatsiahy antsika fa ny sampy dia tsy velona ary tsy mendrika ny ho deraina. Fa ny olona dia tsy nijanona nanompo azy ireny. DH: "na dia ny sampy aza tsy hita, tsy heno, ary tsy mandeha"