plt_tn/rev/08/08.md

24 lines
827 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ilay anjely faharoa
"Ny anjely manaraka" na "Ilay anjely laharana faharoa"
# zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo natsipy
Afaka atao hoe: "ilay anjely nanipy zavatra toy ny tendrombohitra lehibe nirehitr'afo"
# Lasa rà ny ampahatelon'ny ranomasina
"Toy ny hoe nizara ampahany telo izany ny ranomasina, ary ny iray amin'ireo ampahany ireo dia lasa rà"
# Lasa rà
Ireo mety ho dikany: 1) "tonga mena tahaka ny rà" na 2) tena lasa rà.
# maty ny ampahatelon'ny zava-manan'aina tao an-dranomasina
"Toy ny hoe nizara vondrona telo ny zava-manan'aina rehetra tao an-dranomasina, ary ny zava-manan'aina rehetra tao amin'ny vondrona iray dia maty avokoa."
# ny zava-manan'aina tao an-dranomasina
"ireo zavatra miaina ao anaty ranomasina" na "ireo hazan-drano sy biby hafa izay miaina ao anaty ranomasina"