20 lines
842 B
Markdown
20 lines
842 B
Markdown
|
# ny anaran'i Yaveh izy ireo, fa ny Anarany irery ihany
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "anarana" dia maneho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "an'i Yaveh izy ireo,fa Izy irery ihany"
|
||
|
|
||
|
# ny voninahiny hihitatra manerana ny tany sy ny lanitra
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny fahalehibiazan'i Yaveh ho ny voninahiny avo ambonin'ny tany aman-danitra.
|
||
|
|
||
|
# Efa nanandratra ny tandroky ny olony Izy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny tanjaka toy ny hoe tandroka biby iray izany. Ny fanandratana tandroka biby dia mari-pamantarana izay maneho ny fandresena ara-miaramila. DH: "Efa nampatanjaka ny vahoakany Izy" na "Efa nanome fandresena ho an'ny vahoakany Izy"
|
||
|
|
||
|
# ho fiderana ho an'ny olony mahatoky
|
||
|
|
||
|
"mba hidera Azy ny mahatokiny rehetra"
|
||
|
|
||
|
# ilay vahoaka akaiky Azy
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mitia ny vahoakany toy ny hoe akaiky azy mivantana ny vahoakany. DH: "ny vahoaka tiany"
|