20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Miderà Azy, ry masoandro amam-bolana
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny amin'ny masoandro amam-bolana toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry masoandro amam-bolana, araka ny ataon'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# miderà Azy, ry kintana mamiratra rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny kintana mamiratra toy ny hoe olona ary mandidy azy ireo hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry kintana mamiratra, araka ny ataon'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# Miderà Azy, ry avo indrindra amin'ny lanitra
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny "avo indrindra amin'ny lanitra" dia fomba fiteny izay manondro ny lanitra ihany. Ny mpanoratra miteny amin'ny lanitra toy ny hoe olona ary mandidy izany hidera an'i Yaveh. DH: "Miderà an'i Yaveh, ry lanitra avo indrindra, araka ny ataon'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# ianareo rano izay eny ambanin'ny habakabaka
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny amin'ny "rano izay eny ambanin'ny habakabaka" toy ny hoe olona ary mandidy izany hidera an'i Yaveh. DH: "miderà Azy, ianareo ry rano izay ambanin'ny habakabaka, araka ny ataon'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# rano izay ambonin'ny habakabaka
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny toerana ambonin'ny habakabaka izay hitehirizana rano ary izay hipoiran'ny ranon'orana.
|