8 lines
397 B
Markdown
8 lines
397 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Miderà an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo
|
||
|
|
||
|
"Miderà an'i Yaveh, ianareo any an-danitra ... ianareo any amin'ny avo." Ireo andalana roa ireo dia mifanindry lalana, miaraka ain'ny teny "ny avo" izay mitovy dika amin'ny "ny lanitra" tao amin'ny andalana teo aloha.
|