plt_tn/psa/126/004.md

4 lines
260 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Izay mamafy amin'ny ranomaso ... Izay mivoaka amim-pitomaniana ... mitondra ny amboarany miaraka aminy
Ireo andininy roa ireo dia mifanindry lalana. Ny fehezanteny faharoa mitovy hevitra amin'ny fehezanteny voalohany, fa manome amin'ny antsipirihany kokoa.