plt_tn/psa/126/002.md

16 lines
708 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# feno fihomehezana ny vavantsika
Ny fiomehezana dia lazaina toy ny hoe fitoeran-javatra ny vavan'izy ireo ka tao ny fiomehezany. Azo atao mazava tsara fa ity fiomehezana ity dia valin'ny hafalian'izy ireo. DH: "niomehy tamim-pifaliana izahay"
# hira ny lelantsika
Ny matoanteny "feno fihirana" dia azo ambara mazava tsara. Ny fihirana dia lazaina toy ny hoe fitoeran-javatra ny lelan'izy ireo ka tao ny fihirana. DH: "feno fihirana ny lelantsika" na "nihira tamim-pifaliana izahay"
# hoy izy ireo tamin'ireo firenena
"ny vahoakan'ireo firenena nifampiresaka."
# Nanao zavatra lehibe ho antsika Yaveh; endrey izany hafalianay!
"Endrey ny hafalianay, satria Yaveh nanao izao zava-dehibe izao ho anay!"