plt_tn/psa/119/157.md

20 lines
585 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny mpanenjika
Ny anarana "mpanenjika" dia azo adika amin'ny fampiasana ny matoanteny "manenjika." DH: "ireo manenjika ahy"
# kanefa aho tsy niala tamin'ny
Ity dia fomba fiteny. "tsy mbola nitsahatra tamin'ny fankatoavana aho" na "tsy mbola nitsahatra ny nino aho"
# didim-panekenao
Ireo mety ho heviny hafa dia "teny vavolombelona" na "lalàna." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 78:5.
# ireo mpamadika
Ny mpamaritoetra "mpamadika" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olona mpamadika" na "ireo izay namadika ahy" na "ireo fahavaloko"
# tsy mitandrina
"tsy manoa"