12 lines
401 B
Markdown
12 lines
401 B
Markdown
|
# Esory hiala amiko ny lalam-pitaka
|
||
|
|
||
|
Ny teny "lalana" eto dia manondro fomba fitondran-tena. DH: "Hazony ah tsy hanaraka ny lalam-pitaka" na "Sorohy amin'ny maha mpamitaka aho"
|
||
|
|
||
|
# fitaka
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "lainga" na 2) "finoana lainga" na "fanarahana lainga."
|
||
|
|
||
|
# ny lalan'ny fahatokiana
|
||
|
|
||
|
Ny fomba fitondran-tena na fihetsika dia lazaina toy ny hoe arabe na lalana. DH: "ho mahatoky aminao"
|