plt_tn/psa/118/017.md

12 lines
413 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sy ho faty aho, fa ho velona
Ny mpanoratra manambara hevitra mitovy mihiba sy mihabo mba hanamafisana fa ho velona tokoa izy.
# Efa nosazian'i Yaveh mafy aho
"nanafay ahy Yaveh"
# tsy nanolotra ahy ho faty Izy
Ny mpanoratra miteny ny fahafatesana toy ny hoe olona izay afaka ametrahan'i Yaveh ny mpanoratra eo ambany fahefany. DH: "tsy namela ahy hofaty Izy" na "tsy navelany hovonoin'ireo fahavaloko aho"