12 lines
485 B
Markdown
12 lines
485 B
Markdown
|
# Aoka ny ankohonan'i Arona hilaza
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny "ankohonana" dia maneho ny fianakaviana sy taranak'olona iray, Ity andianteny ity dia manondro an'ireo mpisorona, izay taranak'i Arona. DH: "Aoka ireo taranak'i Arona hilaza" na "Aoka ireo mpisorona hilaza"
|
||
|
|
||
|
# Maharitra mandrakizay ny famindram-pony
|
||
|
|
||
|
"Tia antsika amim-pahatokina Izy." Jereo izay nanidkanao izany ao amin'ny 118:1.
|
||
|
|
||
|
# ireo mpanaradia mahatokin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"ireo izay matahotra an'i Yaveh" na "ireo izay manompo an'i Yaveh"
|