plt_tn/psa/103/009.md

12 lines
448 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy hanafay mandrakariva Izy; tsy tezitra mandrakariva
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Ny faharoa manamafy ny fiheverana ao amin'ny voalohany.
# Tsy manao antsika Izy ... na mamaly antsika
Ireo andianteny roa ireo dia mifanindry lalana ary manamafy fa Andriamanitra tsy manafay antsika araka izay mendrika antsika. DH: "Tsy mamaly antsika amin'ny famaizana mendrika ny fahotantsika Izy"
# manao antsika
"manafay antsika"