plt_tn/psa/097/009.md

32 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# no avo indrindra ambonin'ny
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ireo izay natanjaka ampy hanapahana no avo kokoa mihoatra ny sasany. DH: "manalaka amin'ireo vahoaka rehetra izay monina"
# Asandratra avo indrindra Ianao
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe ireo izay natanjaka ampy hanapahana no avo kokoa mihoatra ny sasany. DH: "Avo lavitra Ianao"
# tanan'ny ratsy fanahy
"fahefan'ny ratsy fanahy"
# Nafafy ny hazavana ... ny fifaliana ho
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary miaraka ampiasaina ho fanamafisana. DH: "Yaveh mamafy hazavana ho an'izay manao ny marina, ary afafiny amin'izay mahitsy fo ny fifaliana"
# Nafafy tamin'ny olo-marina ny hazavana
Ny teny "nafafy" dia fomba ilazana asa amin'ny vokany mbola hoavy. Ny "hazavana" dia sarinteny ho an'ireo zava-tsoa. DH: "Yaveh no mikasa ireo zava-tsoa hitranga amin'ny marina amin'ny hoavy"
# ny marina
Ny mpamaritoetra "marina" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olo-marina"
# ary ny fifaliana ho an'ireo mahitsy fo
"ary fifaliana no afafy amin'izay mahitsy fo." Ny teny "afafy" dia sarinteny ho an'ny asa amin'ny vokany mbola hoavy. DH: "Yaveh mikasa an'ireo olona mahitsy fo mba ho sambatra amin'ny hoavy"
# ireo mahitsy fo
Ny fo dia fibangoanteny ho an'ilay olona manontolo. DH: "olona mahitsy"