32 lines
1.0 KiB
Markdown
32 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Maskila nataon'i Asafa
|
||
|
|
||
|
"Izany dia maskila nosoratan'i Asafa."
|
||
|
|
||
|
# Maskila
|
||
|
|
||
|
Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.
|
||
|
|
||
|
# Andriamanitra o, nahoana no dia nandà anay mandrakizay Ianao?
|
||
|
|
||
|
Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Andriamanitra o, tsy nanao fahadisoana izahay, nefa dia nolavinao mandrakizay!"
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no dia mirehitra amin'ny ondrin'ny fihinanam-bilonao ny hatezeranao?
|
||
|
|
||
|
Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Izahay ilay nampanantenainao hokarakaraina, ary tsy nanao fahadisoana izahay, fa ankehitriny kosa tezitra aminay Ianao!"
|
||
|
|
||
|
# ny ondrin'ny fihinanam-bilonao
|
||
|
|
||
|
Asafa miteny ny vahoakan'Israely toy ny hoe ondry. DH: "mirehitra amin'Israely, izay tahaka ny ondry fahananao ao amin'ny fihinanam-bilonao"
|
||
|
|
||
|
# Tsarovy
|
||
|
|
||
|
"Asio fiheverana." Andriamanitra tsy mba manadino ny vahoakany, fa kosa ohatran'ny toa tsy mihevitra azy ireo Izy.
|
||
|
|
||
|
# lovanao manokana
|
||
|
|
||
|
"Anao mandrakizay"
|