plt_tn/psa/069/018.md

16 lines
697 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# vonjeo aho
Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hamonjy azy toy ny hoe andevo ny mpanoratra ka azo vidian'Andriamanitra ny fahafahany. DH: "afaho aho"
# avoty aho
Ny mpanoratra mangataka amin'Andriamanitra hanavotra azy toy ny hoe babo ny mpanoratra ka azo vidiam-bola ny fanafahana azy. DH: "avoty aho"
# ny fandatsàna ahy, ny henatro, ary ny fahafam-barakako
Ireo anarana ireo dia azo avadika ho asa. DH: "ny fomba nandtsanan'ny olona ahy, nampamenatra ahy, ary nanala baraka ahy"
# manoloana Anao avokoa ireo mpandrafy rehetra
Eto ny "manoloana Anao" midika fa Andriamanitra mahita sy mahafantatra ny rehetra momba azy ireo. DH: "fantatrao avokoa hoe iza ireo fahavaloko" (UDB)