16 lines
666 B
Markdown
16 lines
666 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra manohy miresaka amin'ny mpanjaka.
|
||
|
|
||
|
# Any amin'ny fitoeran'ireo razanao no hisy ireo zanakao
|
||
|
|
||
|
Io dia midika fa ireo zanaka lahin'ny mpanjaka no handimby azy ho mpanjaka, tahaka azy nandimby ireo razambeny ho mpanjaka ihany.
|
||
|
|
||
|
# hataonao andriana eran'ny tany rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "eran'ny tany rehetra" dia fanitarana mba hanamafisana fa hanapaka eo amin'ny firenena maro izy ireo. DH: "hataonaoa mpanapaka eran'ny firenena maro izahay"
|
||
|
|
||
|
# Hampahatsiaro ny anaranao amin'ny taranakao rehetra aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "aho" dia manondro ny mpanoratra. Ny teny "anarana" manondro ny toetran'ny mpanjaka sy ny lazany.
|