plt_tn/psa/040/005.md

16 lines
846 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tsy tambo isaina ... mihoatra izay azo isaina ireny
Ireo andianteny ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny. Ny voalohany dia ambara amin'ny endrika mihiba, ary ny faharoa koa mihabo.
# Tsy mankasitraka sorona na fanatitra Ianao
Izany dia fanitarana mba hampisehoana fa tsy ireo zavatra ireo no ilay manan-danja indrindra amin'Andriamanitra. DH: "Tsy sorona na fanatitra hafa no zavatra izay ankasitrahanao indrindra"
# nanokatra ny sofiko
Eto ny "sofina" dia manondro ny fahazarana mihaino. DH: "Ianao nanao ahy hihaino ireo didinao" (UDB)
# tsy mba nangataka fanatitra dorana na fanatitra noho ny ota Ianao
Izany dia fanitarana mba hampisehoana fa tsy ireo zavatra ireo no ilay manan-danja indrindra amin'Andriamanitra. DH: "tsy biby dorana eo amin'ny alitara na fanatitra nohon'ny ota hafa no zavatra angatahanao indrindra"