plt_tn/psa/032/011.md

16 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mifalia ao amin'i Yaveh
Eto ny "ao amin'i Yaveh" dia manondro izay nataon'i Yaveh ho azy ireo. "Mifalia noho izay nataon'i Yaveh"
# ianareo ry marina
Ity dia manondro ny olona. DH: "ianareo ry olo-marina"
# hiakam-pifaliana
"hiaka am-pifaliana" na "hiaka nohon'ny hafaliana"
# izay mahitsy fo
Eto ny "fo" dia manondro ilay olona. DH: "izay olona mahitsy"